
AGENCE PUBLICITAIRE
TRANO SY TANY AMIDY na AHOFA
1- Manao PUB momban’ny TRANO sy ny TANY ho AMIDY na ho AHOFA rehetra maneran’i MADAGASIKARA.
2- Manao PUB maneran’ny GROUPES sy PAGES rehetra ato amin’ny Facebook ary koa ireo site immobilier enligne tsy tapaka.
3- Manao Proposition ho an’ny olona rehetra izay mitady TRANO na TANY ho VIDINA na HOFAINA isan’andro.
4- Isan’andro tsy tapako ho hitan’ny olona rehetra ny TRANO na ny TANY izay ho AMIDY na AHOFA ato aminay.
1- Izahay dia manome TOLOTRA mandaitra ho an’ny MPIVAROTRA na MPAMPANOFA TRANO sy TANY.
2- Miasa ho anao ny TRANO SY TANY AMID ka ho afainganina ny famarotana ny TRANO na ny TANY izay ho amidinao (Ao anatin'ny 2 volana).
3- Isan’andro tsy tapaka hiasa ho anao ny FIKAMBANANA, isan’andro ny dokam-barotra ho alefanay amin’ireo manana hetaheta hividy na hanofa Trano sy Tany.
4- Ny hery sy ny fahaizana ary ny fitiavana manontolo aty aminay no atolotray amin’ny asa ho atolotra anao.
5- Azonao atao ny mangataka fanamarinana ny asa izay ataonay amin'ny alalan'ny "liens" omenay anao ao amin'ny Message Privée facebook.
NB:
- Toy ny Gazety VIDY VAROTRA ihany ny Groupe TRANO sy TANY AMIDY, manao dokam-barotra ny Tany na ny Trano ho amidinareo na ho ampanofainareo.
- Ny mampiavaka ny TRANO sy ny TANY AMIDY na ny Agence PUB dia mandresy lahatra ireny olona manao offre MITADY TRANO sy TANY rehetra ireny.
- Misy ny saran’ny asa, ary dia natao mirary mihaotry ny an’ny hafa, DROIT : 32,000 Ariary na 160,000 FMG dans 2 mois.
- Voaloha ny saran'ny asa vao manomboka ny asa.
- Ny fomba fandohavana ilay DROIT dia aterina ety amin'ny Birao (Lot: 2F Imerinafovoany Talatamaty (CYBER SILVER), raha tsy afaka manantona dia azonao atao ny mandefa azy amin'ny alalan'ny MVola : 0349513950 amin'ny anaran'i Rakotondramanga Fehizoro Andrianina.
PARTENAIRE: Banque SIPEM SA MADAGASCAR.
=> Raha mila fanazavana fanampiny dia aza misalasala manantona na manontany ao amin'ny MP na ny "Message Privée".
Misaotra anao.

Agence Publicitaire à MADAGASCAR
IMMOBILIER
​Miarahaba,
Ny agence PUBLICITAIRE dia niforona ny taona 2013, raha nisokatra ny site ny taona 2018.
Ny Agence PUBLICITAIRE dia misahana manokana momban’ny TRANO sy TANY maneran’I MADAGASIKARA.
Misy ny Birao:
IMERINAFOVOANY TALATAMATY (Lot 2F Cyber Silver).
Aza misalasala manantona raha misy ny azo hifanampiana eo amin’ny sehatry ny varotra Trano sy Tany.
Ny tsara ho fantatra
Trano sy tany lafo isan-taona
Commission
Groupe & Pages
Publication / Jours
Dureté
+100
0%
+100
+200
2 mois
ALEFASO ETO NY TRANO SY TANY ANY AMINAO
TOLOTRA Argenté
Ny tolotra Argenté dia natao ho aparitaka amin'ireo GROUPE na PAGES Facebook sy ato amin'ny SITE web AGENCE PUBLICITAIRE.
Sarany: 32.000 Ariary
MVola: +261 34 95 139 50
amin'ny anaran'i
Rakotondramanga Fehizoro Andrianina
TOLOTRA Prémium
​
Ny tolotra Prémium dia natao ho aparitaka amin'ireo GROUPE na PAGES Facebook sy ato amin'ny SITE web AGENCE PUBLICITAIRE ary ho atao amin'ny fomba PREMIUM.
Sarany: 150.000 Ariary
MVola: +261 34 95 139 50
amin'ny anaran'i
Rakotondramanga Fehizoro Andrianina
Tolotra LUXE

ALEFASO ETO NY TRANO SY TANY ANY AMINAO
TOLOTRA Argenté
Ny tolotra Argenté dia natao ho aparitaka amin'ireo GROUPE na PAGES Facebook sy ato amin'ny SITE web AGENCE PUBLICITAIRE.
Sarany: 32.000 Ariary
MVola: +261 34 95 139 50
amin'ny anaran'i
Rakotondramanga Fehizoro Andrianina
TOLOTRA Prémium
​
Ny tolotra Prémium dia natao ho aparitaka amin'ireo GROUPE na PAGES Facebook sy ato amin'ny SITE web AGENCE PUBLICITAIRE ary ho atao amin'ny fomba PREMIUM.
Sarany: 150.000 Ariary
MVola: +261 34 95 139 50
amin'ny anaran'i
Rakotondramanga Fehizoro Andrianina
Tolotra LUXE
Ny tolotra LUXE dia natao ho aparitaka amin'ireo GROUPE na PAGES Facebook sy ato amin'ny SITE web AGENCE PUBLICITAIRE ary ho atao amin'ny fomba PREMIUM ary ny Gazety VIDY VAROTRA.
Sarany: 300.000 Ariary
MVola: +261 34 95 139 50
amin'ny anaran'i
Rakotondramanga Fehizoro Andrianina